|
|
|
|

Entry1  mankahery (hery)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manome tanjaka ara-tsaina sy am-panahy indrindra: Mankahery ny fanahy ny fivavahana. / Tsy nitsahatra nankahery ny vadiny narary izy
4  Mamporisika: Mankahery anay amin' ny ataonay izao fanatrehanao izao [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2023/01/20