Entry (1/3) | 1 anaty |
Root | 2 aty |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Hendry anaty toa samoina |
Explanations in French |
5 [1.8] interne 6 [1.13] intrinsèque, intérieur 7 [1.3] interne: Aretina anaty (Maladie interne) 8 [1.5] interne: Akanjo anaty (Sous-vêtement) |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 14 Ady anaty (Rajemisa-Raolison Régis) |
Entry (2/3) | 15 anaty |
Root | 16 any, aty |
Part of speech | 17 preposition [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Ao anatin' ny tratra no misy ny fo |
Explanations in English |
19 [1.7] inside |
Explanations in French |
20 [1.3] dans, au dedans, parmi, inclus: Ao anaty vata (anatin' ny vata) ny satroka (Le chapeau est dans la malle) ~ Hankany aminareo aho anatin' ny herinandro (J'irai vers vous dans la semaine) 21 [1.5] dans, au-dedans, parmi |
Vocabulary |
22 Space |
Morphology |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Entry (3/3) | 31 anaty |
Root | 32 any, aty |
Part of speech | 33 adverb [Full list] |
Explanations in English |
34 [1.7] inside |
Explanations in French |
35 [1.3] intérieurement: Mihomehy anaty (Rire, se moquer intérieurement) 36 [1.8] intérieurement 37 [1.5] intérieurement: Mihomehy anaty (Rire intérieurement) |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Anagrams | 50 aitan, anaty, atain, atani, atany, itana, naita, natai, taina, tania, tiana |
Updated on 2023/01/20 |