Entry ahitrombilahy
Elementary words ahitra ; ombilahy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' ahitra saika fahita hatraiza hatraiza; ny voniny mirantsana toy ny rantsantanana erỳ antendrony, ka mitovitovy amin' ny fandrotrarana izy fa ny maha-hafa azy dia ny tahony mijoro fa tsy misafosafo amin' ny tany [1.1]
Explanations in French  [Betsileo, Sakalava] (de ahitra = herbe, et ombilahy = taureau). Chrysopogon serrulatus Trin. (Poaceae). Bon fourrage, recherché par les animaux.
Ce nom s'applique aussi à Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae), bonne Graminée fourragère. Ses grains étaient récoltés en cas de disette, comme céréale de secours. [1.196]
Scientific name Chrysopogon serrulatus, Dactyloctenium aegyptium
Vocabulary 

Updated on 2023/12/12