Entry (1/2) | 1 aba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bara, Sakalava, Tanosy]
ray 4 [1.78] [Bara] rangahy na fiantson'ny vehivavy ny lehilahy 5 [1.78] [Betsileo] dada, teny fanajana mahasolo ny letsy na tompoko: Izay ary aba ro i ko... (Izay ary tompoko no izy ka..) ~ Aia roa iabako Daleva iñy: Aiza re i Dada Raleva iny) 6 [1.78] [Tandroy] ray: Hoaia h'iheo aba? 7 [1.1] teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra, mitovy hevitra amin' ny hoe: dada, kaky: Ey, abako be, hoy Iboina tamin-dRanakombe, izaho no izy |
Explanations in English |
8 [1.2] Father, chiefly used by children. 9 [1.7] [Provincial] father |
Explanations in French |
10 [1.3] Mot venant des provinces ; peu usité en hova, et employé à la place de dada, ikaky 11 [1.8] [Provincial] père |
Examples |
12 Hono, Paritra, nankaiza i aba? [2.285] 13 Fa hoy kosa Itiahita hoe : "Milomanosa hianao, aba, milomanosa hianao, aba; [2.69] |
Vocabulary |
14 Relationships: family |
Morphology |
|
Synonyms | 16 ada, baba, dada, iaba, ikaky, ray |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 19 Aba |
Part of speech | 20 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
21 [2.996] Abba |
Explanations in French |
22 [2.996] Abba |
Examples |
23 [2.996] |
Vocabulary |
24 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 25 Chapters and verses mentioning Aba |
Article |
26 Randzavola: Aba ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/09/10 |