Entry Ikaky
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny
Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho fanajana azy: Menatra anao aho, ry Ikaky, fa aza dia dokadokafanao ~ Dia nandeha Ikaky Rabe ka tonga teny an-tampon' ny tendrombohitra [1.1]
Explanations in English A familiar word used in addressing or speaking of old men, my father. [Mal. Ibu kaka, grandparent.] [1.2]
 Father (a respectful term) cf. dada, ray [1.7]
Explanations in French Mon père, notre père ; terme honorifique employé en s’adressant aux anciens ou en parlant des anciens personnages marquants [1.3]
 Père (terme respectueux); cf dada, ray [1.8]
Examples 
1Ho tanteraka tokoa ity ny tsodranon' Ikaky. [2.528]
2Handrava ny hevitra efa tapak' Ikaky sy Ineny! [2.285]
3ilay zavatray iny r' Ikaky, nalain' ny mpanjaka. [2.606]
Vocabulary 
Synonyms aba ~ ada ~ baba ~ dada ~ ray
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/28