Entry |
p
 |
Part of speech | noun (symbol)
|
Explanations in Malagasy | Tarehintsoratra fahadimy ambin'ny folo ary renisoratra
fahiraika ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy.
Amin'ny fanakambanan-teny, ny f miova ho p:
sarotra fantarina = saro-pantarina. [1.1]
|
Explanations in French | La quinzième lettre et onzième consonne de
l'alphabet malgache. [1.3]
|
Analogs |
~
abidỳ |
Tables and plates |
|
Articles |
Illustrations |
|
|
Entry |
P
 |
Part of speech | noun (symbol)
|
Explanations in Malagasy | Fôsfôrô.
Singa mivaingana, faha-15 amin'ny
fisokajiana miherina.
[3.1]
|
Explanations in English | Phosphorus. [3.1]
|
Explanations in French | Phosphore. [3.1]
|
Vocabulary |
|