|
|
|
|

Entry1  zoto
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Relative verbs :
5  Names :
6  Adjectives :
Vocabulary  7  Emotions
Explanations in Malagasy  8  Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana [1.1]
Explanations in English  9  zeal, diligence; [1.7]
Explanations in French  10  zèle, diligence; application [1.8]
Examples  11  Nanery tena moa fa ny zoto tsy eo. [2.4#]
12  Fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto, hoy ny fahendren' ny Ntaolo. [2.285#]
13  Ny mandeha tsy zoto, ny mitoetra tsy laina fa raharaha ifanomanana ka samy manao ny tandrifiny. [2.587#]
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word zoto

Anagrams  16  tozo, zoto

Updated on 2024/01/13