Entry | 1 hazotoana (zoto) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Toetran' ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao amin' ny asa no itomboan' ny karamanao [1.1] |
Synonyms | 4 fahazotoana |
Proverbs | 5 Proverbs containing the word hazotoana |
Updated on 2023/01/05 |