Entry zinara (zara)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Voazara, nozaraina ho toko maromaro ka omena amin' ireo ny olona izarana; tantanina: Tsy ampy ny voankazo nozinara [1.1]
Explanations in French PartagĂ© [1.3]
Morphology 
Present : zinara, zinarako, zinaranao, zinarany, zinarantsika, zinaranay, zinaranareo, zinaran', zinaran-, zinaram-
Past : nozinara, nozinarako, nozinaranao, nozinarany, nozinarantsika, nozinaranay, nozinaranareo, nozinaran', nozinaran-, nozinaram-
Future : hozinara, hozinarako, hozinaranao, hozinarany, hozinarantsika, hozinaranay, hozinaranareo, hozinaran', hozinaran-, hozinaram-
Synonyms voazara

Anagrams 

Updated on 2023/01/20