Entry voazara (zara)
Part of speech past participle
Explanations in French PartagĂ© [1.3]
Examples 
1Na izany aza anefa, tsaroako ihany fa ni'sy totokiho sy don-damosina voazarako teny ho eny. [2.4]
2Ary nony efa voazara ny hena, dia hoy izy: [2.293]
Morphology 
Past : voazara, voazarako, voazaranao, voazarany, voazarantsika, voazaranay, voazaranareo, voazaran', voazaran-, voazaram-
Synonyms zinara
Proverbs 

Updated on 2023/01/20