Entry | 1 zehy |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Space |
Explanations in Malagasy |
4 Halavan-drefy hatreo amin' ny ankibe ka hatramin' ny tendron' ny fanondroadala henjanina tsara. Ny zehy dia fampiasa indrindra amin' ny fandrefesana farafara, sakan-tenona, hatevenan-drindrina: Ny halavan' ny zehy iray dia mitovy amin' ny voantondro valo na folo eo ho eo. (Marihina fa ny filazana ny refy amin' ny zehy dia hoe: irain-jehy, roan-jehy, telon-jehy sy ny sisa... fa tsy lazaina hoe: iray zehy na roa zehy na telo zehy [1.1] |
Explanations in English |
5 A span, about 8 inches or 20 cm [1.7] |
Explanations in French |
6 Un empan depuis l' extrémité du pouce jusqu' à l' extrémité du petit doigt [2.415] 7 Empan, environ 20 cm [1.8] |
Examples |
8 zehy satria raha mahery zehy iray io dia refy. [2.436#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/06/05 |