Entry fanjehena (zehy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandrefesana amin' ny zehy
Famaritana, faminavinana, famerana: Fadio, hoy ny Ntaolo, ny fanjehena ny andro ho lava [1.1]

Updated on 2023/01/05