|
|
|
|

Entry1  zavozavo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Aloka na haizina na ny fitambatry ny rahona tsy ahitana tsara zavatra manodidina [1.1]
Explanations in French  4  Obscur, trouble, qui n'est pas distinct, qui se dessine vaguement [1.3#870]
Examples  5  ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka [2.587]
6  Tsy maintsy hilazana ny havana sy ny namana, satria ireo no toy ny zavozavo sy erika [2.346]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Nouns :

Anagrams  11  vazovazo, vozavoza, zavozavo

Updated on 2022/06/12