Entry | 1 manjavozavo |
Root | 2 zavozavo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Maizimaizina, somambisamby: Manjavozavo izany andro izany, / Tsy mahita tsara: Angaha manjavozavo ny masonao no tsy hitanao io foto-kazo io 5 Tsy mazava tsara: Manjavozavo ny fijeriko an' irỳ trano irỳ 6 Tsy hita miavaka tsara, mifangaroharo: Manjavozavo ity soratra ity fa angaha efa ela nitoerana [1.1] |
Explanations in English |
7 to be seen far off indistinctly; to be dimly visible; to be vague [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on voit indistinctement au loin; être vague [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |