Entry | zavamiaina | ||
Elementary words | zava- (zavatra) ; miaina | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [1.1] | ||
Explanations in French | être vivant, organisme [1.13] | ||
Examples | dia notsindroniny ny lefona avokoa, ka latsaka any an-kady avokoa (ny zavamiaina no tsy mba notsidroniny.
[1.406] | ||
Vocabulary | Biology | ||
Synonyms | zavamananaina | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/11/24 |