|
|
|
|

Entry1  zavakanto
Elementary words  2  zavatra, kanto
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Zavatra anehoan' ny olombelona ny filamatra ao am-po aman-tsainy momba ny "tsara" eo amin' ny sary, hoso-doko, mozika [1.1]
Explanations in English  5  works of art [1.7]
Explanations in French  6  objet d'art [1.8]
7  art [1.5.fr#165]
8  arts [1.13.fr#233]
Examples  9  noho izy zavakanto vita amin' ny teny ary fitaovan-tserasera fampitan-kafatra. [2.528]
10  Fitaratry ny fiombonam-be ny mpiangaly zavakanto, hoy ry Varagnac, izy no mandika ho azy tsy iniana sy mampiseho ny toetoetry ny fiarahamonina iainany. [2.606]
Illustrations 
11 
12 

Anagrams  13  vatankazo, zavakanto

Updated on 2024/08/15