|
|
|
|

Entry1 zatra
Part of speech  2 adjective
Explanations in Malagasy  3Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita.
4Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra.
5Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony. [1.1]
Explanations in English  6accustomed. [1.7]
Explanations in French  7habitué; apprivoisé. [1.3#869, 1.8]
8Habitué, accoutumé, familiarisé, apprivoisé. [1.3#869]
Examples  9 Mba ho zatra vahoaka, hono. [2.4]
10 Efa zatra namboly ihany izy. [2.356]
11 Tsy zatra miasa intsony anie aho e! [2.499]
Morphology 
12 Simple :
13 Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  364 combinations of this word
Proverbs  37 Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02