Entry manazatra (zatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hahatonga olona na biby ho zatra, tamana manao (zavatra): Adidinao ny manazatra ny zanakao handresy ny tahotra [1.1]
Explanations in English To make accustomed to; to train [1.7]
Explanations in French Accoutumer [1.3, 1.8]
 Habituer, apprivoiser [1.3]
 Entraîner [1.8]
Examples Raha manazatra ny mahantra hanamavo ny mpanana isika, dia manova ny tompo ary mamorona andevo vaovao. [1.369]
Morphology 
Present : manazatra
Past : nanazatra
Future : hanazatra
Imperative : manazara
Synonyms mankazatra
Compound words 

Updated on 2023/10/27