Entry (1/5) | 1 vovo- |
Part of speech | 2 morphological form of vovoka |
Entry (2/5) | 3 vovò |
Part of speech | 4 noun |
Vocabulary |
5 Zoology: (in general) 6 Sound |
Explanations in Malagasy |
7 Ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra [1.1] |
Explanations in English |
8 The barking of a dog [1.7] |
Explanations in French |
9 Aboiement [1.8] |
Derivatives |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word vovò |
Entry (3/5) | 15 vovo |
Part of speech | 16 noun |
Vocabulary |
17 Tools |
Explanations in Malagasy |
18 fandrika [1.78] 19 Zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano [1.1] |
Explanations in English |
20 A fish-trap with an open basket weave [1.7] |
Explanations in French |
21 Nasse à poissons tressée de lianes [1.8] |
Examples |
22 Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Illustrations |
|
Entry (4/5) | 29 vovo |
Part of speech | 30 noun |
Explanations in Malagasy |
31 Loharano kely tsy mandeha [1.78] 32 Fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary [1.1] 33 Lava-drano [1.13] |
Explanations in French |
34 Puits [1.13] |
Compound words |
|
Entry (5/5) | 36 vovo |
Part of speech | 37 noun |
Explanations in Malagasy |
38 mpitsikilo [1.78] |
Updated on 2024/01/01 |