|
|
|
|

Entry (1/3) 1  mivovo
Root  2 vovo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: mivovò ny mpandalo ity alika ity [1.1]
Explanations in English  8 to bark [1.7]
Explanations in French  9 aboyer [1.8]
Examples  10  Ny alika handramatra tsy mivovo. [2.347#72]
11  aza tsy mahavely vava amboa mivovo. [2.285#]
12  Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588#]
Vocabulary  13  Sound 14  Zoology: (in general)

Entry (2/3) 15  mivovo
Root  16 vovo
Part of speech  17  active verb
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :
Explanations in Malagasy  21 manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo [1.1]

Entry (3/3) 22  mivovo
Part of speech  23  active verb
Explanations in Malagasy  24 [Antesaka] mitsikilo, mitily [1.78]

Anagrams  mivovò, mivovo

Updated on 2026/08/13