Entry vorombetsifihinana
Elementary words Vorombe ; tsy ; fihinana
Part of speech noun
Examples 
1mirebareba toa vorombe tsy fihinana [2.69]
2Nitondra fanampim-panazavana toy izany koa ny Paléontologie indrindra ireo biby fantatry ny lovantsofina kanefa efa lany tamingana toy ny Lalomena sy ny Vorombetsifihinana (Aepyornis) mbamin' ny Palynologie na fandinihana ny pollen avy tamin' ny voninkazo ary hita any anaty fotaka sy fompotra any amin' ny heniheny sasany. [2.508]
Synonyms vorompatrana

Updated on 2023/07/25