Entry |
vontona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy faharoa izany amin' ny lamba telo ambainy, ny zanak' andro faharoa amin' ireo renivintana mibaby andro telo: vavany -- vontony -- vodiny: Vonton' alahamady. [1.1]
|
Examples |
1 | vonton' Alahamady ny vintsy
[2.69]
|
2 | ireo no atao faditra, dia vonoina ny omby tsara vontona
[2.857]
|
3 | Tsitoha ianao, hoy ilay lahiantitra anankiray efa vontom-pinoan'ny Misionera
[2.895]
|
|
Morphology |
Simple : |
vontona,
vontony,
vonton',
vonton-,
vonton- |
|
Derivatives |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
vontona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Sakalava]
(de vonto : enflé, gonflé).
Adansonia digitata L. (Malvaceae). Voir aussi
vontana.
[1.196]
|
Scientific name | Adansonia digitata |
Vocabulary |
|