Entry | vonto | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Lena hatrany anaty, lena tanteraka: Vonton' ny ranonorana ny akanjony Tanteraky ny...: Vonton' ny hatsiaka aho izany Hontsa: Vonton-kafaliana ny fony ~ Vonton' alahelo izy nahita ny zanany maty teo am-pofoany ~ Vonton' ny fitiavana an' Andriamanitra Feno tanteraka: Rano vonton-tsiramamy ~ Vonton' ny fampianaran' i Mao izy Lao, boboka: Vonton' ny anatrao aho fa aoka izay Sosotra, letra: Vonto ny foko isaky ny mahita azy [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Swollen; soaked [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Enflé; trempé, imbibé [1.8] | |||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Entry | vonto | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Vay [1.78] | |||||||||||||||
Explanations in English | A swelling [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Enflure [1.8] | |||||||||||||||
Vocabulary | Health | |||||||||||||||
Entry | vonto | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in French | ( ?) Rochon, p. 313 de son « Voyage aux Indes » écrit « bontou » : arbre dont la racine teint en jaune ; il croît au bord de l'eau ; sa feuille est épaisse et par paires. Le sens général de vonto : enflé, gonflé, imbibé d'eau ou de liquide, renvoie à une espèce très aqueuse, peut être une Mélastomatacée ? Chapelier parle aussi de cette espèce à propos des techniques de teinture. [1.196] | |||||||||||||||
Vocabulary | Botany | |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |