Entry vonjy taitra
Elementary words vonjy ; taitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Famonjena haingana atao amin' izay asian' ny fahavalo na tratran' ny voina tampoka; fitondrana famonjena noho ny zava-niseho: jiolahy, hain-trano... [1.1]

Updated on 2023/06/20