Entry vonjimaika
Elementary words vonjy ; maika
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Ilazana ny zavatra ampiasaina mandra-pahavitan' ny tena izy [1.1]
Explanations in English Done in a hurry; temporary [1.7]
Explanations in French Fait à la hâte; provisoire [1.8]
 Provisoire [1.13]
Examples 
1Toe-javatra manokana ny fitànana am-ponja vonjimaika. [1.320]
2Ravolisiny anabaviny no nanjaka vonjimaika fony Navony mbola kely [2.508]
3Samy afa-pon' io filazana vonjimaika sy tsy mamatotra io izahay telo mianaka [2.4]
Synonyms vonjy tavan' andro
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/06/20