|
|
|
|

Entry 1  vongana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  21 Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena [1.1]
Explanations in English  22 a lump [1.7]
Explanations in French  23 un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon [1.3#854]
24 masse, bloc [1.8]
25 bloc, concrétion [1.13]
Examples  26  ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity [2.357#]
27  Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana. [2.643#]
Combinations  28  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vongana

Updated on 2026/04/20