|
|
|
|

Entry 1  mivongana
Root  2 vongana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mitambatra ho iray tsy misaraka: Mivongana ny oram-panala
8 Mandry: Ronono mivongana [1.1]
Explanations in English  9 to be in lumps or blocks
10 to be curdled (of milk) [1.7]
Explanations in French  11 être en blocs ou gros morceaux
12 être caillé [1.8]
Examples  13  manekitra an-kibo ny aretina, ka tsy mivongana ny hanina hanina, dia levona amy ny aretina. [2.48#118]

Anagrams  14 mangavony, mivongana

Updated on 2026/04/20