|
|
|
|

Entry voatondro (tondro)
Part of speech past participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in English Pointed at [1.2]
Explanations in French Qu'on a indiqué [1.3]
Examples 
1Andro voafetra sy ora voatondro no iaingany. [2.117]
2Anisan' ny olona voatondro ho mampiahiahy ve aho? [2.529]
3Tonga maraina teny amin' ilay toerana voatondro izy. [2.445]
4Izay nanao azy ho lehilahy no nahalany voatondro roa. [2.471]
5Tamin' ny andro sy toerana voatondro, hitanay i Donga. [2.472]

Entry voatondro
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo, Sakalava] (de voa : graine ; et tondro : action d'indiquer du doigt). Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae). Bonne fourragère. Ses graines étaient ramassées pour l'alimentation humaine, malgré leur petitesse, en cas de disette. [1.196]
Scientific name Dactyloctenium aegyptium
Vocabulary 

Updated on 2023/12/17