|
|
|
|

Entry1  voatavobozaka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: vegetable
Explanations in Malagasy  4  Karazam-boatavo lehibe fihinana, tsara tsiro [1.1]
Explanations in French  5  (de voatavo : courge-calebasse et bozaka : herbe sèche, allusion à quelque chose de très commun). Variété commune de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). Ses fruits à l'état jeune ont une chair mangeable. [Merina] [1.196]
[Betsileo]
Examples  6  Ary itony voatovo maramara no natao hoe voatavom-bazaha, dia vao nanampy ny voatavobozaka sy ny voatavoatodiakoho; [1.437#]
Elementary words  7  voatavo, bozaka
Scientific name 

Updated on 2023/12/17