Entry | 1 voasary |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Botany: fruit |
Explanations in Malagasy | 4 Anarana iombonana iantsoana ireo karazam-boankazo salasalany, ny voany mavomena, ohatra ny totohondry ny habeny ary ny tsirony misy mamy misy marikivy [1.1] |
Explanations in English | 5 a lemon [1.7] |
Explanations in French | 6 orange [1.8]7 (toute l'île) (de voa : fruit ; et sary : mis par abréviation de sarihangy : perle de corail). D'après Malzac : « Nom générique des Citronniers et des Citrons ». Surtout les diverses variétés et formes devenues spontanées de Citrus aurantifolia Swingle. A Tananarive, on l'emploie aussi pour les Orangers introduits et cultivés ; variétés de Citrus sinensis (L.) Osbeck (Rutaceae). Celles-ci ne deviennent jamais subspontanées et réclament des soins si l'on veut en obtenir de beaux fruits. [1.196] |
Examples |
8 halaintsika ireo voasary ireo, ry zoky. [2.69#80] 9 Raha ho any Namehana manantena hahita voasary. [2.346] 10 Ary sao mitady voasary hoatran' Ambohijanahary? [2.588] |
Elementary words | 11 voa, sary |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word voasary |
Anagrams | 16 soaravy, voasary |
Updated on 2023/06/17 |