|
|
|
|

Entry1  voaray (ray)
Part of speech  2  past participle
Explanations in English  3  received, accepted, taken; jointed, united. [1.2]
Explanations in French  4  reçu, accepté, pris [1.3]
Examples  5  Ho voaray malaky kosa anefa izy [2.117#97]
6  voaraiko ny volan'Ikotobe ariary dimy [2.59#384]
7  Nikiaka kosa ilay kely nony voarain-dRaleva [1.281]
8  Ary rehefa asehony ny taratasy fanaikena koa efa voarainy ny vola [2.366#140]
9  Toa te-hilaza fa efa voarain' i Bina izay ilay sary fotografy nalefany [2.499#63]
Morphology 
10  Past :
11  Future :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word voaray

Anagrams  14  arovay, voaray

Updated on 2023/01/20