|
|
|
|

Entry1  voamadilo
Elementary words  2  voa, madilo
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Botany: fruit
Explanations in Malagasy  5  Voan' ny hazo atao hoe kily, na madilo, maniry any amin' ny tapany atsimo sy andrefana; tahatahaka ny voantsaramaso ao anaty fonony lavalava misy voany maromaro ao anatiny ny voamadilo, izay sady mamimamy kely no maharikivy, tian' ny ankizy fatratra, haniny amin' ny sira sy sakay; ny voamadilo dia manana toetra mampivalana ka azo ampiasaina raha mitohana [1.1]
Explanations in French  6  (de voa : fruit ; et dilo ou madilo : le Tamarinier). Fruits du Tamarinier, Tamarindus indica L. (Fabaceae). On vend ces fruits sur tous les marchés, y compris à Tananarive bien que l'arbre qui les fournit : kily ou madilo; Voir ces noms ; ne pousse que sur les côtes Ouest et Sud-Ouest. Riches en acide ascorbique, ils étaient autrefois appréciés des navigateurs comme antiscorbutique. Tous les navires qui touchaient Madagascar s'en approvisionnaient. La pulpe acidulée est un remède populaire. On l'administre aux enfants comme laxatif léger et comme dépuratif. On en prépare aussi des sortes de limonades. [1.196]
Examples  7  Nandrobona be ilay izy, lasa ohatra io fototra voamadilo io. [2.606]
Scientific name 

Anagrams  9  voamadilo, vola madio

Updated on 2024/03/08