|
|
|
|

Entry1  voalohany (aloha)
Part of speech  2  adjective or adverb
Explanations in Malagasy  3  Loha laharana, ny aloha indrindra: Ny volana zanvie no volana voalohany amin' ny taona
4  Fiandohana: Tany am-boalohany [1.1]
Explanations in English  5  the first in the ordinal numbers. [1.2]
6  first, the first [1.7]
Explanations in French  7  premier [1.3#843, 1.8]
8  premièrement
9  qui est en tête [1.3#843]
10  le premier
11  en premier lieu [1.8]
Examples  12  Izany no hatao voalohany indrindra. [2.324]
13  - Efa ho telopolo taona lasa izay no nidirako tato voalohany, hoy izy. [2.471]
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
Compound words 

Updated on 2023/06/19