|
|
|
|

Entry1  aloha (loha)
Part of speech  2  preposition
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
8  Adverbs :
Vocabulary  9  Time
10  Space
Explanations in Malagasy  11  Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa
12  Homeko valisoa izay mahavaly aloha
13  (toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo
14  (fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo [1.1]
Explanations in English  15  before [1.2, 1.7]
16  previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.] [1.2]
Explanations in French  17  first [1.3, 1.7]
18  avant [1.8, 1.13]
19  au devant; auparavant [1.8]
20  antérieur, devant [1.13]
Morphology 
21  Present :
22  Past :
Compound words 
Tables and plates  28  All the prepositions

Anagrams  29  aloha, haola, hoala

Updated on 2023/09/15