|
|
|
|

Entry (1/3)1  voafina (afina)
Part of speech  2  past participle
Explanations in Malagasy  [1.10#A81]
[1.1]
Explanations in English  3  concealed, hidden
4  buried, in speaking of a deceased sovereign [1.2]
Explanations in French  5  caché, recelé, tu [1.3]
Examples  6  Naseho miharihary tsy voafina intsony. [2.643#]
7  ka voaafina tsy hitan' ny mason' i Atalia, ka tsy novonoina izy [2.996#12.11.2]
8  Angamba ho voafina ianareo amin' ny andro fahatezeran' i Jehovah. [2.996#43.2.3]
9  izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny. [2.5#]
10  izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny. [2.5#]
Morphology 
11  Past :
Other spellings  12  voaafina

Entry (2/3)13  voafina (fina)
Part of speech  14  past participle
Vocabulary  15  Space
Explanations in English  16  measured by the space included by the tip of the forefinger and the thumb. [1.2]

Entry (3/3)17  voafina (fina)
Part of speech  18  past participle
Explanations in English  19  pressed close by the hands, held fast [1.2]

Anagrams  20  fiavona, fiovana, fivaona, vainafo, voafina

Updated on 2023/03/04