|
|
|
|

Entry (1/4)1  vinany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina [1.1]
Explanations in English  4  the confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea [1.7]
Explanations in French  5  confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve [1.8]
Vocabulary  6  Geography: (in general)
Compound words 
Toponyms 

Entry (2/4)23  vinany
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25  Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e!
26  Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy!
27  Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) [1.1]
Explanations in English  28  a guess, a conjecture; a prediction [1.7]
Explanations in French  29  conjecture; prédiction [1.3, 1.8]
30  divination, prophétie
31  action d'estimer, de calculer peu à près [1.3]
Examples  32  Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony [2.471]
Vocabulary  33  Philosophy
Morphology 
34  Simple :
35  Prefixed :
Derivatives 
36  Active verbs :
37  Passive verbs :
38  Relative verbs :
39  Names :
40  Adjectives :
Compound words 

Entry (3/4)45  vinany
Root  46  vina
Part of speech  47  noun vina and pronoun
Explanations in English  48  its probability [3.1]
Explanations in French  49  sa probabilité [3.1]

Entry (4/4)50  Vinany
Elementary words  51  vinany
Part of speech  52  name (toponym)
Vocabulary  53  Geography: towns
Tables and plates  54  Full list

Anagrams  55  niavin, nivain, nivany, vaniny, vinani, Vinany, vinany, niavin, nivain, nivany, vaniny, vinani, Vinany, vinany

Updated on 2023/10/23