|
|
|
|

Entry 1  vesarina
Root  2 vesatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarina entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesarinao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho
8 Tototra: Vesarin' alahelo ny fony [1.1]
Explanations in English  9 to be loaded down, to be weighed upon [1.7]
Explanations in French  10 qu'on charge, qui est accablé [1.8]
Other spellings  11 vesarana

Updated on 2026/04/22