|
|
|
|

Entry 1  vesarana
Root  2 vesatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarana entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesaranao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho
9 Tototra: Vesaran' alahelo ny fony [1.1]
Examples  10  Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona , miondrika toa vesarana entana izany. [2.472#110]
Other spellings  11 vesarina

Updated on 2026/04/22