Entry (1/2) | 1 vavarano |
Root | 2 vava, rano |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toerana fiafaran' ny ony ka ivarianany any an-dranomasina; vinany 5 Fihaonan-drenirano roa 6 Halehiben' ny sakan' ny renirano na ny ony iray [1.1] |
Explanations in French |
7 embouchure [1.13] |
Vocabulary |
8 Geography: (in general) |
Synonyms | 9 vinanin-dranomasina |
Entry (2/2) | 10 vavarano |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 moron-drano, ny faritany sy ny mponina ao [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrams | 13 novavara, vavarano |
Updated on 2020/07/31 |