Entry vava lalana
Elementary words vava ; lalana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny tendron' ny lalana roa, na ny toerana manamorona ny lalana [1.1]
Examples Ny fanjakan' i Sakatovo no toy ny vavalalana miditra any Mahafaly avy ao avaratra atsinanana, tandrifin' i Bara izay niavian' ny fanafihana an' i Mahafaly indraindray. [2.508]

Anagrams 

Updated on 2023/01/01