|
|
|
|

Entry1  vavaka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny [1.1]
Explanations in English  9  prayer [1.7]
Explanations in French  10  le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration [1.3#820]
11  prière; voeu, bénédiction [1.8]
Examples  12  Narahany vavaka ny fandevenana ireny [2.245#34]
13  Tena zava-dehibe indrindra ny vavaka [2.285#49]
14  vavaka adino ka toa tsy asiany dikany [2.720]
15  Tera-mena satria ny vavaka efa ela no tsy haiko [2.4#115]
Compound words 
Titles 
Article  18  Randzavola: vavaka ao amin' ny Baiboly (=> fivavahana)

Updated on 2022/09/03