Entry |
vatolampy
(vato, lampy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | [vato, a stone] a smooth rock [1.2]
|
| Smooth rock, bedrock [1.7]
|
Explanations in French | Roche de fond [1.8]
|
| Rocher [1.5, 1.13]
|
Examples |
1 | ary hianao angaha natao vatolampy tsy ho laitry ny rano?
[2.131]
|
2 | Tsy herin' ialahy tsinona izao, fa herin' ny vatolampy, ka dia mba mirehaka foana iroa.
[2.293]
|
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
Vatolampy
(vato, lampy)
|
Part of speech | name (toponym)
|
Vocabulary |
Coordinates | -21.8166667, 44.05
-21.5666667, 47.0166667
|
Toponymy | vato,
lampy |
|