Entry | 1 vatoasana |
Elementary words | 2 vato, asa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
vato fanasana harena na fanakosehana ody 5 [1.78] [Tanala] fandranitana antsy na fiasana, vato fandrangitana antsy na fiasana 6 [1.1] Karazam-batovary malemy volo atao fandranitana fiasana, toy ny antsy, hety Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy 7 [1.13] vato fanasana fitaovam-piasana |
Explanations in English |
8 [1.2] a stone used for grinding knives, etc., a grindstone. |
Explanations in French |
9 [1.13] meule |
Examples |
10 ny feny an-ila vatoasana. [2.69#] |
Synonyms | 11 vatovary |
Updated on 2023/04/20 |