|
|
|
|

Entry (1/2)1  vata-
Part of speech  2  morphological form of vatana
Examples  3  Momba ny vata-miaramila gasy indray, adim-bazaha tsy azy iny ady iny [2.472#147]
4  Nohidiny ny vata-vy, dia norovitiny ireo taratasy, vao nodorany teo ambony bakoly [2.529#33]

Entry (2/2)5  vata
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  Fanaka vita amin' ny hazo na vy, atao fainetrahana fitafiana na zavatra hafa ao anatiny: Avalona ao anaty vata ny lamba madio
8  Fotoben' ny famarana taloha izay natao koa hoe fahenim-bary, mitovy amin' ny 20 litatra na 2 dekalitatra ankehitriny; ny tapa-bata izany dia 10 litatra no fatrany [1.1]
Explanations in English  9  a box; a trunk or suitcase; a rice-measure [1.7]
Explanations in French  10  caisse; malle, mallette; mesure de capacité [1.8]
Examples  11  vata roa mitsontsorika ny orony; [2.69]
12  Ataingina eo ambony talantalana io vata io. [2.117]
13  Alaivo ao anaty vata ao raha hijery ianareo. [2.442]
14  Sao dia amin' iroa vata anankiroa roa angaha. [2.895]
Compound words 

Anagrams  24  tava, vata

Updated on 2023/05/24