Entry 1/2 vangy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana [1.1]
Explanations in French Visite [1.3]
Derivatives 
 

Entry 2/2 vangy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy [1.1]
 Ombalahinify [1.13]
Explanations in English Dents canines des chiens
Longueur des dents chez un individu [1.2]
Explanations in French Mandibule, canine [1.13]
Examples Fa namorivory kosa ny moron-drano, dia nampitsidika ny lohany ipoiran' ny vangy roa miranirany teo ambony fasika ny mamba. [2.5]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 

Updated on 2023/08/11