Entry | 1 valy boraingona |
Elementary words | 2 valy, boraingona |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 valin-teny jadona tsy mifanaraka akory amin' izay tokony ho izy; valin-teny toa manao didiko fe lehibe fotsiny izao [1.1] |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/01 |