Entry vaky masoandro
Elementary words vaky ; masoandro
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fotoana tsy ahitana afa-tsy ilany kely amin' ny masoandro vao miposaka [1.1]
Explanations in French Le lever du soleil [1.3]
Examples Iraho ny iray amin'ny ankizivavinao, hizaha raha maty izy, mba handevenako azy alohan'ny vaky masoandro. [2.996]
Vocabulary 

Updated on 2023/05/19