Entry | vakisova | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazan-tononkira tshnihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin' ny rongo sakalava. (Anarana ilazana ny sôva ihany; ny nahatonga azy dia hoy ilay mpitantara alohan' ny sôva iray hoe: "Vaky ny sôva momba ny...") [1.1] | |
Synonyms | vakisaova | |
Updated on 2020/07/31 |