Entry vakisaova
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-tononkira tsimihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin' ny rongo sakalava. (Anarana ilazana ny sôva ihany; ny nahatonga azy dia hoy ilay mpitantara alohan' ny sôva iray hoe: "Vaky ny sôva momba ny...") [1.1]
Synonyms vakisova

Anagrams 

Updated on 2020/07/31