|
|
|
|

Entry (1/8)1  to
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  marina [Taisaka, Bara, Tanosy] [1.78]
9  marina [1.1, 1.13]
10  mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
11  Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [1.1]
12  voamarina, ekena [1.13]
Explanations in French  13  vrai [1.3.fr#704, 1.13]
14  véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [1.3.fr#704]
15  vérifié [1.13]
Examples  16  Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817#]
17  Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996#24.016.010]
18  Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356#208]
Morphology 
19  Simple :
20  Imperative :
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word to

Entry (2/8)24  to
Part of speech  25  noun
Derivatives 
26  Active verbs :
Explanations in Malagasy  27  fahamarinana [Tanosy] [1.78]

Entry (3/8)28  to
Part of speech  29  Unspecified
Explanations in Malagasy  30  Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [1.1]

Entry (4/8)31  to
Part of speech  32  noun
Explanations in Malagasy  33  teny anti-miantso ny alika [1.1]
Synonyms  34  toa

Entry (5/8)35 
Part of speech  36  adjective
Explanations in Malagasy  37  ity [Sihanaka] [1.78]
Synonyms  38  taô

Entry (6/8)39  to~
Part of speech  40  prefix
Explanations in Malagasy  41  Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [1.1]

Entry (7/8)42  to
Part of speech  43  preposition
Explanations in English  44  mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [1.17]
Compound words 
Tables and plates  46  All the prepositions

Entry (8/8)47  to
Part of speech  48  preposition
Explanations in English  49  ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [1.17]
Tables and plates  50  All the prepositions

Updated on 2023/06/12